. Fieken - keloka
. tantaran' ny zanaka adala
. Andriamanitra ihany no mahavita antsika
. Eo akaikin' Andriamanitra no mahatsara antsika
( Tempo 69-70 )
HIVERINA AHO...
1- Andriamanitra Tsitoha ô
Tsapako izao ny fitiavanao :
Hino , hankato
zay no sitrakao lay tsy mandao ;
Nandeha irery aho,
Nihevi - tena ho hendry aho ;
ka nanara - po tokoa ,
nanadino izay mahasoa .
2- Toa mitoetr’ an - tany efitra aho
Miaina lavitra ny tranonao ;
Njao manenina aho
tsy mahit ‘ Ilay loharanonao :
Mila ho potraka aho
iza moa no hamonjy ety ?
Hody aho ka hiantoraka
eo an - tongotrao Ray be fitia .
FIV:
(Ry Tompo) Ô mamindrà fo
‘ ty mpanompo tsy mahasoa ;
Ts’ isy miafina Aminao avokoa
Ny hadalàna , ‘reo ditran’ ity fo
Manakona ahy
tsy hahita n’ tavanao ;
hiverina aho
fa mamiko ny taratrao ,
(dia ny fanatrehanao .)