PRELUDE
> ANDININY
INTERLUDE
> ANDININY
> REFRAIN ( fa mamy nohon'ny aina... )
INTERLUDE
> ANDININY
> REFRAIN
> REFRAIN
Sambatra ny olon'izay voavela ny helony,
sambatra ny olon'izay voavela ny helony;
sambatra ny olona
izay tsy hisain'i Jehovah heloka,
sambatra ny olon'izay
voasarona ny fahotàny.
Fiverenana :
( Fa mamy nohon'ny aina ) /. BESO
Fa mamy nohon'ny aina
ny famindram pony
( ny famindram pony ) / BESO ;
Mivimbina , mitondra aina
sy hery ho an' ny nofo ;
mitafy , misalotra fifaliana
( Fifaliana ) / TENOR
zay miaina eo ambanin'ny famindram pony.