Ampy ho ahy - A. SAMY

A. SAMY

Do dia D


Ampy ho ahy ny fahasoavanao
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Ampy ho ahy ny famonjenao
Ampy ho ahy ny mandrakizay

Hery sy tokiko Ianao Jesoa
Amin'ity fiainana ity
Andry iankinako Ianao Jesoa
Vatolampin'ny fiainako

Ny fanahinao mitoetra amiko
No mandrakotra ny fiainako
Tretrika aho Jesoa manana Anao
Feno hasambarana re ! izao