Jeso Mpanjakako - RAKOTO RAMIARANTSOA Jean Patrick

RAKOTO RAMIARANTSOA Jean Patrick

Do dia D 4/4
12/8 na 7/5 - Gasigasy
Saint-André 28 mai 2010


Raha jereko re ny asanao
Dia ny voaary manontolo
Mahavariana mahagaga,
Ray ô, hiderako anao izany

Fa ny tena mahatalanjona ahy
Dia ny asam-pamonjena
Nanoloranao ny ainao,
Jeso, hiderako anao izany

Ka hihoby anao tokoa
Ny ato anatiko Andriamananitra ô
Ka hisaotra'anao re ny foko ny fanahy
Jeso mpanjakako