. milantolanto
. Fanandràtana an' Andriamanitra Mpamonjy tokana
. Salamo 84
Fa Masoandro sy ampinga
Jehovah Andriamanitra,
Fahasoavana sy voninahitra
(no) no homeny.
Tsy hiaro zava - tsoa
amin'izay mandeha,
zay mandeha amin'ny fahitsiana Izy ;
Jehovah Tompon'ny maro
e sambatra ny olona,
sambatra ny olona matoky Anao ,
sambatra ny olona matoky Anao.