Saingy tsy foinao - Bessa

Bessa

https://www.youtube.com/watch?v=Dg6b67xO_48

Do dia Eb 4/4


Fa hoy Ianao hoe tsy maintsy hijaly Ianao
Ary ho faty noho ny ota
Kanefa koa, raha afaka hateloana dia hitsangana
Nisy tsy nety nino, nisy tsy nanam-po
Kanjo tanterakao 'lay teny izay nomenao

Taiza moa 'zahay Jesoa ô! Toy izay
Raha nilaozanao noho ireo otanay
Saingy tsy foinao Jesoa ô! izahay
Fa navotanao hody soa amin-dRay

Ankehitriny, vita ny avotra
Ary tontosa ny famonjena
Tsy naharesy Ilay Maherinay ny fahafatesana
Saingy mbola malemy sy kanosa izahay
Mbola tsy sahy mijoro, ka todiho sy jereo