Velona Jesosy
Resiny ny fahafatesana
Tsy nahatazona Azy
Tsy nahatazona ny fasana
Fa ny heriny dia
Mahagaga tsy takatry ny sainao
Velona Jesosy
Tsy miova omaly anio mandrakizay
Solo :
Ao sokafy ny fo
Andrandrao ny maso
Asandrato ny feo
Hiderana azy
Fa Izy no Mpanjakan’ny
Hery rehetra miasa
Ary koa Mpandresy
Izay fahavalo ety