Hiarak’Aminao Tompo o, no voadiko
Hanarak’Anao isan’andro sy hanoa ouh
Fa eo Aminao misy fi-tsaharana sy fiadanana
Sambatra aho, manana aho manana Anao
Refrain
Raha misarik’ahy ‘reo fakam-panahy, Ianao mampandresy
Raha misy manjo, toa hiemotra koa, Ianao mampahe-ry
Tena tsara a-miko Tompo o, ny miara-mamindra A-minao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Ekeko avokoa fa tena mahasoa, ‘zay hitondranao ahy
Na lalan-tsotra na toa sarotra, anilanao aho sahy
Tena tsara / amiko Tompo o, ny miara-mamindra Aminao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Interlude
Couplet x1 (no voadiko)
Modulation
Couplet x1
Fa eo Aminao misy fitsaharana sy fiadanana,
sambatra aho, manana aho manana Anao x3
Oh oh oh