Vonjeo ny taninay - H. Sebastien Prosper

H. Sebastien Prosper

Dô dia C
Tempo: 140


VONJEO NY TANINAY

Tompo ô mba vonjeo ity firenenay,
Fa tena ao anaty haizim-pito izao,
Ilay tananao mahery irery ihany,
No afaka hanafaka anay

Jereo akaiky fa tena mila anao,
Takony levony ireo ota sitrano,
Ilay tanao mahery mba ho aro,
N'ity firenena mahantranao

Tefeo ny fonay,
Mba ho fo malemy,
Ka ho anjakan'ny
Fanahy masinao,
Hivalian'ireo,
Tonom-bavakay,
Mamela ny fahotanay

Ireo mpitondra anay mba jereo,
Aza avelano hifanditraditra lava,
Koa ampanjakao amin'ity firenenao,
Ny firaisan-kina fitiavana

Henoy ry Ray ô,
Fitarainanay,
Ka atongilano,
Ilay sofinao,
Ianao irery ihany,
Hanafak'izany,
Manantena anao izahay.

Oneno ry Ray,
Ty firenenay,
Jesosy ô vangio,
Ity nosinay

(Vonjeo rô Jesosy ny taninay) 2

(Vonjeo rô Jesosy ny taninay)2

(Vonjeo rô Jesosy ny taninay)2